plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/21.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 21 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarinana an'i Abrahama raintsaika rafa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy?\v 22 Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny.\v 23 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.