plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/26.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 26 Ra misy mievi-tegna ho mpivavaka, nefa tsy mifehy lelany, de mamitaka ny fony izy, ary tsy misy vidiny ny fivavahany. \v 27Ny fivavahana madio sy tsy misy petina akeo agnoloan'Andriamanitsika sy ny Raitsika de zao: hagnapy an'dreo kamboty sy reo mpitondra-tegna amin'ny fahoren'dreo, ary miaro ny tegna mba tsy hisy pentina avy amin'zao tontolo zao.