plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/12.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 12 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satria rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampagnantenainy tamin'dreo ze te an'Andriamanitra.\v 13 Rafa misy halaim-pagnahy de ôka izy tsy hiteny hoe: Andriamanitra no naka fagnahy ana," satre Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-pagnahy, satria tsy ba maka fagnahy nizaniza.