plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/06.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 6 Fa apetrao izy hangataka amin'ny finoana, tsy miafahafa na amin'ino na amin'ino. Fa ze afahafa de sahala ny onjan-dranomasina ze ndesign'ny rivotra sy mitopatopa. \v 7 Fa zany ôla zany de tsy tokony heritreritra handray ninonina avy amin'ny Tompo.\v 8 Ny ôla sahalan'zany de mizarazara saina, miovaova amin'ny lalana daôly.