auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-21 05:19:15 -04:00 committed by root
parent d313293faa
commit d8cce49921
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany.\v 17 Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany.\v 18 Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de nagnome ranonôrana, ary ny tany na ny vokany.
\v 16 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany.\v 17 Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany.\v 18 Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de nagnome ranonôrana, ary ny tany nanome ny vokany.