auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 08:15:58 -04:00 committed by root
parent 71f2187132
commit d040d65201
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ino no tsara, ry ralako, ra milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsy mi asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
\v 14 Ino no tsara, ry ralako, ra milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsisy asa? Afaka amonjy anazy ma zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy ahanina isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy raika aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatagna ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De otran'zany zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.