auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent 7f4f129830
commit b919a85150
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny fignoagna tsy misy asa no maty?"]
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny fina tsy misy asa no maty?"]

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ve ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanoltra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? hitanao fa ny fignoana de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny fignoagny. De tanteraka ny sôratra masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra." ka taminy fahamarinan'izany,"ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany.
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanoltra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? hitanao fa ny fignoana de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny fignoagny. De tanteraka ny sôratra masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra." ka taminy fahamarinan'izany,"ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany.