auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-21 05:26:12 -04:00 committed by root
parent f6fa68d838
commit 8a8e6b6577
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa kosa tokony hiteny anreo hoe: "Ra sitrakin'ny Tompo, de ho velona isika ary hagnano an'ity na hagnano an'iry." Fa amin'zao fotoana zao anareo de mirehare amin'ireo tetika misehoseho. Ny fisehosehoana rehetra ohatran'zany de ratsy. Ka
Fa kosa tokony hiteny anreo hoe: "Ra sitrakin'ny Tompo, de ho velona isika ary hagnano an'ity na hagnano an'iry." Fa amin'zao fotoana zao anareo de mirehare amin'ireo tetika misehoseho. Ny fisehosehoana rehetra ohatran'zany de ratsy. Ka ho an'ze rehetra mafantatra magnano tsara nefa sy magnano an'zany, de heloka ho an'azy zany.