auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 04:47:18 -04:00 committed by root
parent 2935c37d01
commit 7ef348efac
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Fantatrareo zany, ry rala malalako: ôka n'ôla daôly alaky hieno, tsy malaky miteny, ary tsy alaky ho tezitra. Fa ny fahatezeran'ôla de tsy mavita ny fahamarinan'Andriamanitra.Koa alao ny falotona daôly sy ny faharatsena daôly. Ampanatre-tegna de raiso ny teny efa napetraka, ze afaka mamonjy ny fagnahinareo.
\v 19 Fantatrareo zany, ry rala malalako: ôka n'ôla daôly alaky hieno, tsy malaky miteny, ary tsy alaky ho tezitra. \v 20 Fa ny fahatezeran'ôla de tsy mavita ny fahamarinan'Andriamanitra.\v 21 Koa alao ny falotona daôly sy ny faharatsena daôly. Ampanatre-tegna de raiso ny teny efa napetraka, ze afaka mamonjy ny fagnahinareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 ôka ho mpankatô ny teny nareo fa tsy mpieno fôgna iany, ka mamitaka ny tegnanareo. Fa ra misy mpieno nefa tsy makatô, de sala amin'ôla ze mandinika ny tareny voajagnahary agnaty fitaratra izy. Mandinika ny tegnany izy ka mande avekeo ary magndino avetrany ny momba anazy. N'ôla ze mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahafana tonga lafatra, sy manoy magnano zany, fa tsy hoe mpieno fogna ze magnadino, de ho tahina amin'dreo asany zany ôla zany.
\v 22 \v 24 \v 23 \v 25 ôka ho mpankatô ny teny nareo fa tsy mpieno fôgna iany, ka mamitaka ny tegnanareo. Fa ra misy mpieno nefa tsy makatô, de sala amin'ôla ze mandinika ny tareny voajagnahary agnaty fitaratra izy. Mandinika ny tegnany izy ka mande avekeo ary magndino avetrany ny momba anazy. N'ôla ze mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahafana tonga lafatra, sy manoy magnano zany, fa tsy hoe mpieno fogna ze magnadino, de ho tahina amin'dreo asany zany ôla zany.