auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 09:01:30 -04:00 committed by root
parent 4c01168498
commit 765533c1ad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ino no tsara, ry ralako, raha milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsisy asa? Afaka amonjy anazy ma zany finona zany?\v 15 Ataovo hoe misy ralà sy anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy ahanina isan'andro.\v 16 Atovovy hoe misy raika aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, manôva mafana ary mivokisa." Raha tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatagna ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 17 De otran'zany zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
\v 14 Ino no tsara, ry ralako, raha milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsisy asa? Afaka amonjy anazy ma zany finona zany?\v 15 Ataovo hoe misy ralà sy anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy ahanina isan'andro.\v 16 Atovovy hoe misy raika aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, manôva mafana ary mivokisa." Raha tsy magnome an'njareo ny ra ilainy ho an'ny vatagna anareo, ino no matsara anizany? \v 17 De otran'zany zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.