auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 08:43:52 -04:00 committed by root
parent 03a55b8a7b
commit 681a500e3f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Fa n'izan'iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fogna, de ho meloka amin'ny lalàna daôly. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza mijangajanga," dia niteny iany ko hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy mijangajanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.
\v 10 Fa n'izan'iza mankatô ny lalàna daôly, kanefa lavo amin'ny lalàna raika fôgna, de ho meloka amin'ny lalàna daôly. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza mijangajanga," dia niteny iany kô hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy mijangajanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.