From 6257fab0715f2c9bc51be26610a453dd55aa87cd Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD109 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 08:15:58 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/18.txt | 2 +- 02/21.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 7eeba9b..ca54c1a 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finônao tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako.\v 19 Anao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo.\v 20 Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"] \ No newline at end of file +\v 18 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finônao tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako.\v 19 Anao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo.\v 20 Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilana anazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"] \ No newline at end of file diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt index 06296cf..fa1a2de 100644 --- a/02/21.txt +++ b/02/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy?\v 22 Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny.\v 23 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany. \ No newline at end of file +\v 21 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarinana an'i Abrahama raintsaika rafa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy?\v 22 Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny.\v 23 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany. \ No newline at end of file