auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-21 04:45:48 -04:00 committed by root
parent d6a61e2e85
commit 434812fc39
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa xagnambo daôly ry ralaiko,aza mianîna na milantana amin'ny tanay na fianianana hafa fa kosa ôka ny teninareo hoe'' Iôny; iôny'' ary ny tsia,tsia" Mba tsy hidirany ain'ny fitsaranareo.
\v 12 Fa agnambo daôly ry ralaiko,aza mianîna na milantana amin'ny tanay na fianianana hafa fa kosa ôka ny teninareo hoe'' Iôny; iôny'' ary ny tsia,tsia" Mba tsy hidirany ain'ny fitsaranareo.

View File

@ -1 +1 @@
Misy ôla va akeo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? öka izy hivavaka. Misy ôla faly va? Öka izy hihira fiderana. Misy manavy va akeo ampovônareo? Aoka izy hagnantso ny loholon'ny fiangonana, Ary ôka zareo hivavaka hoanazy. Öka zareo hagnosotra menaka anazy amin'ny agnaran'ny Tompo. Ny fivavaky ny finôna ho magnasitrana le ôla manavy ,Ary ny Tompo hanangana anazy. Ary ra magnota izy, de hamela ananjy Andriamanitra.
\v 13 \v 14 \v 15 Misy ôla va akeo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? öka izy hivavaka. Misy ôla faly va? Öka izy hihira fiderana. Misy manavy va akeo ampovônareo? Aoka izy hagnantso ny loholon'ny fiangonana, Ary ôka zareo hivavaka hoanazy. Öka zareo hagnosotra menaka anazy amin'ny agnaran'ny Tompo. Ny fivavaky ny finôna ho magnasitrana le ôla manavy ,Ary ny Tompo hanangana anazy. Ary ra magnota izy, de hamela ananjy Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany. Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de ngnome ranonôrana, ary ny tany namô ny vokany.
\v 16 \v 17 \v 18 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany. Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de ngnome ranonôrana, ary ny tany namô ny vokany.

View File

@ -1 +1 @@
Ry ralaiko, ra misy akeo aminareo miala amin'ny famarinana ary misy raika mampiverigna anazy, de tokony ho fantatr'io ôla io fa n'iza n'iza magnala ny mpanota raika amin'ny lalan-disony de hamonjy anazy amin'ny fahafatesana, ary hagnarona fahota betsaka.
\v 19 \v 20 Ry ralaiko, ra misy akeo aminareo miala amin'ny famarinana ary misy raika mampiverigna anazy, de tokony ho fantatr'io ôla io fa n'iza n'iza magnala ny mpanota raika amin'ny lalan-disony de hamonjy anazy amin'ny fahafatesana, ary hagnarona fahota betsaka.