auto save
This commit is contained in:
parent
e033927b3d
commit
340a489fe8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba ts
|
||||
Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany. Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de ngnome ranonôrana, ary ny tany namô ny vokany.
|
Loading…
Reference in New Issue