1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 11 Fa rafa tonga taigny Antiokia i Kefasy, de nanotra anazy teo amin'ny tavany za satria vôlaza fa diso izy. \v 12 Talôan'ny natongavan'ireo leila sasagny avy aigny amin'i Jakoba , de teo am-pihinanana niaraka tamin'reo leilà reo,de nanangana izy, ary niataka alavitra an'reo Jentilisa. Natatra reo ka nitaky famorana izy |