plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/02/09.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 9 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana anà mankaigny amin'ny Jentilisa, ary mbô hafan'jareo mankaigny amin'reo ze foafora. \v 10 Nangtaka foagna zareo mbô hahatsiaro ny mahantra zahay, ze zavatra tegna teko atao tokôtra.