plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/02/13.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 13 Ny ambiny tamin'reo Jiosy kô de nitambatra tamin'zany fiatsarambelatsihy zany. Na i Barnabasy aza de voavily niaraka tamin'jareo tamin'ny fiatsaram-bealatsihy. \v 14 Fa rafa tazako fa tsy magnaraka ny fahamarinan'ny Filazantsara ny fitôndran-tegnan-jareo, de nitare tamin'i Kefasy teo agnolôn'izy daôly za hoe: "Ra Jiosy anaokanefa miaigna ôtran'ny Jentilisa fa tsy ôtran'ny Jiosy, aôna no afanao manery re Jentilisa hhiaigna ôtran'ny Jiiosy?"