plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/27.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 27 Fa betsaka taminjareo ze natao Batisa takao amin'ny Kristy no nandray an'i Kristy.\v 28 Ary tsisy intsony na Jiosy na Grika, na andevo, na ôlon-kafa, na leila na vevavy, fa raika ihany anareo, akao amin'ny Kristy.\v 29 Ka ra an'i Kristy anareo, de taranak'i Abrahama, sy mpandova araka ny fampanantenana anareo