plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/21.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 21 Mo ve ny lalàna manotra reo fampanantenan'Andriamanitra? Sagnatre izany, fa ra nisy lalàna namena ze afaka magnome fiaignana, de avy tamin'ny lalàna tokô ny fahamarinana. \v 22 Fa ny Soratra Masina nagnagadra ny ra daôly ambanin'ny fahotana. Nagnano an'izany Andriamanitra mbo hagnomezany ho an'ireo mino ny fampanantenana ny hagnavota antsika, amin'ny halalan'ny fignona an'i Jesosy.