plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/19.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 19 o,ary, ny tanjon'ny lalàna? Nasena anizany noho ireo fandikan-dalàna, mandra-pahatongan'ny taranak'i abrahama, akeo amize nagnanaovana ny fampanantenana. Ny lalàna, de nataon'ny mpanalalana raika ho manan-kery tamin'ny alalan'ny anjely.\v 20 Fa ny mpanalalana de midika ôla miôtra ny raika, kanefa Andriamanitra de raika.