plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/15.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 15 Ry ralà, avelao za hiteny araka ny fanaon'ny ôla. Akao amin'ny fifagnarana ataon'ny ôla, tsisy afaka magnafôgna na magnampy ze akao, rafa tafapetraky ny lalàna izany.\v 16 Ary reo fampagnantenàna de nolazaina tamin'i Abrahama sy tamin'ireo taragnany. Tsy milaza hoe: "ho an'ny taranaka," manondro ôla betsaka, fa kosa ôla raika ihany, "ho an'ny taranakao," de i Kristy.