plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/13.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 13 Kristy nagnavotra antsika tamin'ny ozogny lalàna tamin'ny nahatongavany ho ozagna ho antsika fa vôsoratra hoe: "Vôozina ze daôly miantogna amin'ny kakazo"\v 14 mbo ho tonga amin'ny Jentilisa ny fitahin'i Abrahama akao amin'i Kristy Jesosy, mba ho amin'ny fignona no azaôntsika le fampanantenana ny fagnahy.