plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/10.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 10 Reo ze miankina amin'ny asan'ny lalàna de akeo ambanin'ny ozogna; fa voasoratra hoe: "Vôozogna ze daôly tsy magneky ny ra daôly vôdika akao agnatin'ny bokin'ny lalàna, sy magnano iregny."\v 11 Ankehitrigny de mazava fa tsisy ôla hamarinina akeo hanatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàna, satria ny marina de ho velona amin'ny fignona. \v 12 Fa ny lalàna de tsy arka ny fignona, fa kosa, "Ny ôla ze magnano ny asan'ny lalàna de tsy maintsy velona, amin'ireo."