plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/06.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 6 Otran'i Abrahama "nino an'Andriamanitra ary nisaigna ho fahamarinan'izany," \v 7 de ôtran'izany, fa reo ze amin'ny fignona de Zanak'i Abrahama.\v 8 Ny soratra Masina, nahita melô fa Andriamanitra hagnamarina ireo Jentilisa amin'ny fignona, de nitory ny filazantsara melô tamin'i Abrahama, niteny hoe: "Avy aminao no hitaina ny Firenena dahôly."\v 9 Ka, reo ze amin'ny fignona de vôtahy miaraka amin'i Abrahama, le ôlan'ny fignona.