plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/04.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 4 Mo niharitra zavatra betsaka tamin'ny tsisy dikany ma nareo_ fa ra tegna zava-poana tokô ary izany? \v 5 Mo ma izy ze magnome ny Fagnahy an'nareo sy magnana asa magaga akeo aminareo de magnano izany amin'ny asan'ny lalàna, sa amin'ny fiainòna amin'ny fignona?