plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/06/14.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 14 Nefa tsy hirehareha na ovena na ovena afa-tsy ny amin'ny hazo fijalian'i Kristy Tompontsika ane za, ze nanomboana an'zao tontolo zao takeo aminà, ary za kosa takeo amin'zao tontolo zao.\v 15 Fa ny famorana na ny tsy famorana de samy tsisy dikany, fa ny fiagnam-baovao no misy antony.\v 16 Ho an'reo daôly se miaigna araka zany fomba zany, de ho an'jareo ane ny fedanana sy ny faindram-po, na amin'ny Israeli' Andremagnitra aza.