plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/06/11.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 11 Jereo ny agedan'ny soratra ze nosoratan'ny tagnako ho an'nareo.\v 12 Reo ze te hiseho ho tsara amin'ny nofo no miezaka magnery an'nareo mba ho forana. Magnano an'zany zareo mbô hialana amin'ny fahendrena noho ny amin'ny Hazo fijalian'i Kristy. \v 13 Na reo ze tsy vôfora aza de tsy mitandrina ny lalàna, nefa ten'jareo hoforana anareo mba irearean'jareo amin'ny nofonareo.