plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/06/06.txt

2 lines
383 B
Plaintext

\v 6 Ny ôla ze nampenarina ny teny tsy maintsy mizara ny ra tsara daôly am'ze mampianatra.
\v 7 Aza mety ho fitahana. Tsy azo vazivazena Andemagnitra, fa ze daôly ambolen'ny ôla, no dideny kô. Ho an'ze mamboly vô amin'ny toetrany feno faotana, de avy ami'zany no handideny fahasimbana.\v 8 Ze mambôly vô amin'ny Fanahy, amin'ny Fananhy no handideny ny fiainana mandrakizay.