plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/06/03.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 3 Fa ra misy ôla mihevitra ny tegnany ho ra tsisy dikany, de mamitaka ny tegnany izy. \v 4 Tokony handinika ny asany avy ny tsiraikaraika, mba ho an'ny tegnany iany no hireharehany fa tsy amin'ny ôla afa.\v 5 Fa say hitondra ny entany avy ny ôla tsiraikaraika.