plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/06/01.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 1 Ry raalà, ra misy ôla azon'ny ota,anareo ze ara-pagnà no tokony amerigna anazy ndre aminn'ny faamoram-pagnà. Mivera ny tegnanao, mba tsy ho alaim-pagnà kô an'nao.\v 2 Mifampitondrà ny mavestra, ary amin'izany de tantirao ny lalàni Kristy.