plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/19.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 19 Ankehitriny de miharihary filan'ny nofo: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoan,\v 20 fanompoan-tsampy, famosaviana, fankahalana, fifandirana,fahasarotam-piaro, fipoahan'ny fahatezerena, fifandrafiana, fisaraham-bazana, fizarazarana,\v 21 fialonana, fahamamoana, fanakorontanana, ary ny ra sahala amin'zany. Mampitandrina anareo za, tahaka ny efa nampitandrina anareo za, tahaka ny efa nampitandremako anareo taloha, fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra reo zay mampihatra reo ra reo.