plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/16.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 16 Fa hoy za, mandehana araka ny Fagnahy de tsy hatanteraka izay filan'ny nofo nareo.\v 17Fa manohitra ny Fagnahy ny filan'ny nofo ny fanirian'ny Fagnahy. Fa mifanohitra ireo, mba tsy hafantaranareo magnano ze ra tenareo.\v 18Fa ra tarihin'ny Fagnahy nareo de tsy ho ambanin'ny lalàna.