plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/13.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 13 Fa nantsovina ho amin'ny fahafahana nareo, ry rala. Nefa aza ampiasaina ho irika amin'ny filan'ny nofo ny fahafahanareo; fa kosa, amin'ny alalan'ny fitiavana de mifanompoa.\v 14Fa ny lalàna daôly de tanateraka akao amin'ny didy raika; akao amin'ny hoe: "Tsy maintsy mite ny namanao ôtrany tegnanao anao."\v 15Fa ra mifagnekitra sy mifampihinana nareo, de mitandrema sô hifandringana.