plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/11.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 11Ry rala, ra mbôla mitory ny amin'ny famorana za, nagnino za no mbôla enjena? Amin'izany de ho afaka tokô ny fahatafintonan'ny hazo fijaliana.\v 12Fa ho anireo ze manakorontana anareo enganie ka hanapaka ny tegnany izy reo!