plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/03.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 3 Mijoro vavolombelon amin'ny ôla tsiraikaraika ze mamela ny tengany ho voafora ndre za fa vôtery hagnaraka ny lalàna dahôly izy.\v 4 Tafasaraka tamin'i Kristy, nareo, zay te hagnarinina amin'ny lalàna; ary tsy miaigna fahasoavana intsony anareo.