plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/30.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 30 Kanefa ino no koragnin'ny Soratra Masina? " Alefao akaigny ny andevo vaiavy mbamin'ny zagnany leila. Fa ny zanakalain'ny andevo vaiavy tsy hizara lova miaraka amin'ny zanaka lain'ny vaiavy miaigna malalaka."\v 31 No izany ry raalà, tsy zanaky ny andevo vaiavy tsika, fa zanaky ny vaiavy miaina amin-kalalahana.