plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/28.txt

1 line
207 B
Plaintext

\v 28 Fa nareo, ry ralà, ôtran'i Isaka, de zanaky ny Fampagnantegnana.\v 29 Tam'zany fotôna zany le ôla teraka arak ny nofo de nanenjika ze teraka araka ny Fanahy. Sala am'zany iany ami'zao fotôna zao.