plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/24.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 24 Reo zavatra reo de azo ho sahala ny fagnoarana, satria reo veivavy reo de manambara fanekena rôy. NY raika aminjareo de avy amin'ny tanetin'i Sinay ary niteraka zaza e andvo izy. Izy io de Hagara.\v 25 Ary i Hagara de maneo ny tanetin'i Sinay any Arabia; ary maneo an'i Jerosalema am'zao fotôna zao satria nandevozina niaraka tamin'jareo zagnany izy.