plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/21.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 21 Taravo aminà, nareo ze magniry ny ho eo ambanin'ny lalàna, ka tsy mankatò ny lalàna ve nareo? \v 22 Satria voasoratra fa i Abrahama de nanan-janaka leila rôy, fa ny raika avy tamin'ny andevo ary ny raika avy amin'ny veivavy miaina malalaka.\v 23 Fa ny raika nateraky ny andevo veiavy araka ny nofo, fa le raika hafa d nateraky ny veivavy tamin'ny teny fampanantegnana.