plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/19.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 19 Ry anako, mbôla mijaly amin'ny fanaintainan'ny fiterahagna ho an'nareo ndre za mandra-piforon'i Krsity akao aminareo.\v 20 Maniry za mba ho afaka miaraka aminareo am'zao fotôna zao ary hagnôva ny fomba firesako, satria magnahiran-tsaina anà ny aminareo.