plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/17.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 17Zareo reo de mazoto ny hitôna an'nareo, fa tsy amin'ny tsara. Te hagnidy an'nareo aigny ambelany zareo, mbô hanagnanareo zotom-po ho an'zareo.\v 18Tsara foagna ny manana zotom-po amin'ny tanjona mendrika.