1 line
458 B
Plaintext
1 line
458 B
Plaintext
\v 12Mengavy an'nareo za, ry ralà, magnanova karanà. Satre za iany kô de efa lasana ôtran'nareo tsy nagnano ratsy taminà nareo.\v 13Kanefa hainareo fa non'ny areti-batako no nanambarako an'nareo ny Filazantsara tamin'ny vôlôny.\v 14Na de nitondra an'nareo tamin'ny fakam-panahy aza ny toe-batako, de tsy nagnano tsinontsino na ngnilika anà nareo. Fa noraisinareo salan'ny hoe: Anjelin'Anremagntra kosa zà, salan'ny hoe zà mintsy no Kristy Jesôsy. |