plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/08.txt

2 lines
367 B
Plaintext

\v 8 Fa tam'zany fotôna zany, fony nareo tsy nahalala an'Andremagnitra, de natao ho andevonjareo ze, amin'ny hery vôjanahary, de tsy andremagnitra velively.
\v 9 Fa amzao fotôna zao anareo de lasa nahay an' Andremagnitra na kô hoe: hain'Andremagintra nareo ka ino ny heveranareo amin'ny abidim-pianarana malemy no sady tsisy dikany? Te ho andevozinandre ma na?