plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/04/03.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 3 Ka toy izany iany kô, fony sika mbôla zaza, de nandevozon'ireo lalàna fitsipi-pianaran'zao tontolo zao.\v 4 Fa rafa tonga ny fotôna, de nandefa ny zagnany Andremagnitra, ze natera-bevavy, nateraka takeo ambanin'ny lalàna.\v 5 Nagnano an'izany Izy mba hagnavotany reo ze ambanin'ny lalàna, mbô hafantarantsika nadray ny fananganana ho zanaka.