\v 1Milaza zà fa ny mpandova, ra mbôla zaza izy, de tsisy hafa amin'ny andevo, tmpon'ny ra daôly aza,\v 2Kanefa izy de akeo amabany fiadidin-jareo mpiambina sy zareo mpitahiry ra_ Sarobidy mandra-pahatongan'ny daty ze napetraky ny rainy.