plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/23.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 23 Ary talôn'ny natongavan'ny fignona, antsika de nitanana ho babo takao, amban'ny lalàna, nogadraina mandra-pisehoan'ny fignona.\v 24 Koa avekeo ny lalàna de lasa mpiambina antsika mandra-piavin'ny Kristy, mba ho vômarina amin'ny fignona atsika.\v 25 Fa zao de tonga zany fignona zany, ka tsy akeo ambanin'ny mpiambina intsony atsika.\v 26 Fa anareo daôly, de zanak'Andriamanitra, akao amin'ny fignona an'i Kristy Jesosy.