plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/03/01.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 1 Ry Galatiana adala! Iza no nagnosavy anareo? Takeo amasonareo indridra no nampisehona an'i Jesosy Kristy vôhombo.\v 2 Zao ihany no ra teko ianarana aminareo: Nandray Fagnahy tamin'ny asan'ny lalàna se tamin'ny finona ze regninareo anaeo? \v 3 Adala, tokô ma nareo? Nanomboka, tamin'ny Fagnahy anareo, de hifaragna amin'ny nofo ma ankehitriny?