plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/02/17.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 17 Fa ra to ka, mitady hamarinina akao amin'i Kristy tsika, tsika iany kô, de hita fa mpanota, moa mamporisika ny fahotana ma Kristy? Tsia avy hatraigny.\v 18 Fa ra managna ndre, reo efa noravako talô za, de magnaporofo ny tegnako ho mpandika lalàna zà.\v 19 Fa tamin'ny lalàna no nahatesako tamin'ny lalàna, mbô ho velogna ho an'Andreamagnitra za.