plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/02/01.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 1 Efatra ambefolo taona taty afara de niakatra nakeny Jerosalema indraika za niaraka tamin'ny Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka tamina.\v 2 Nikatra akeny nony fanambaragna raika za ary nametraka teo amin'jareo ny filazantsara ze toriko akeo amin'jareo Jentilisa. Niresaka tamin'jareo nitôkana zay noeverina ho manandanja za, mba hazahôgna antoka fa tsy niazakazaka na efa niazakazaka very maigna za.