plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/01/15.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 15 Kanefa Andremagnitra, ze nanokana anà hatrigny an-kibon-dreniko, ary niantso anà tamin'ny alalan'ny fahsoavany. \v 16 Rafa faly ny hampibôgna ny zanagny laila tamina, mba afaka magnambara Anazy aigny amin'ny Jentilisa, se tsy nak saigna tamin'ny nofo sy ny rà avy hatraigny za. \v 17 Tsy niakatra taigny Jerosalema ho aigny ami'reo efa lasana Apostoly talôko za. Fa kosa, nande taogny Arabia ary avy akeo niveigna taigny Damaskôsy za.